Saul and the Witch of Endor

1. And it came to pass in those days, that the Philistines gathered their armies together for warfare, to fight with Israel. And Achish said unto David, Know thou assuredly, that thou shalt go out with me to battle, thou and thy men.
1. En ce temps-là, les Philistins rassemblèrent leurs troupes et formèrent une armée, pour faire la guerre à Israël. Akisch dit à David: Tu sais que tu viendras avec moi à l`armée, toi et tes gens.
1. Ary izao no niseho, tamin' izany andro izany, ny Filistina dia namory ny miaramilany hanafika ny Isiraely. Ary hoy Akisy tamin' i Davida: Aoka ho fantatrao tsara fa hiara-mivoaka amiko hanafika ianao sy ny olonao.
2. And David said to Achish, Surely thou shalt know what thy servant can do. And Achish said to David, Therefore will I make thee keeper of mine head for ever.
2. David répondit à Akisch: Tu verras bien ce que ton serviteur fera. Et Akisch dit à David: Aussi je te donnerai pour toujours la garde de ma personne.
2. Ary hoy Davida tamin' i Akisy: Amin' izao dia ho fantatrao tokoa izay hain' ny mpanomponao hatao. Ary hoy Akisy tamin' i Davida: Noho izany dia hataoko mpiaro ny lohako mandrakizay ianao.
3. Now Samuel was dead, and all Israel had lamented him, and buried him in Ramah, even in his own city. And Saul had put away those that had familiar spirits, and the wizards, out of the land.
3. "Samuel était mort; tout Israël l`avait pleuré, et on l`avait enterré à Rama, dans sa ville. Saül avait ôté du pays ceux qui évoquaient les morts et ceux qui prédisaient l`avenir."
3. Ary efa maty Samoela, ka ny Isiraely rehetra efa nisaona azy sy nandevina azy tao Rama, dia tao an-tanànany. Ary efa noroahin' i Saoly hiala amin' ny tany izay nanao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao hatsarana.
4. And the Philistines gathered themselves together, and came and pitched in Shunem: and Saul gathered all Israel together, and they pitched in Gilboa.
4. "Les Philistins se rassemblèrent, et vinrent camper à Sunem; Saül rassembla tout Israël, et ils campèrent à Guilboa."
4. "Ary ny Filistina nivory, dia tonga ka nitoby tao Sonema; fa Saoly namory ny Isiraely rehetra, ka nitoby tao Gilboa kosa ireo."
5. And when Saul saw the host of the Philistines, he was afraid, and his heart greatly trembled.
5. A la vue du camp des Philistins, Saül fut saisi de crainte, et un violent tremblement s`empara de son coeur.
5. Ary Saoly, raha nahita ny miaramilan' ny Filistina, dia raiki-tahotra sady niemponempona be ny fony.
6. And when Saul enquired of the LORD, the LORD answered him not, neither by dreams, nor by Urim, nor by prophets.
6. "Saül consulta l`Éternel; et l`Éternel ne lui répondit point, ni par des songes, ni par l`urim, ni par les prophètes."
6. Ary rehefa nanontany an' i Jehovah i Saoly, dia tsy namaly azy Jehovah, na tamin' ny nofy, na tamin' ny Orima, na tamin' ny mpaminany.
7. Then said Saul unto his servants, Seek me a woman that hath a familiar spirit, that I may go to her, and enquire of her. And his servants said to him, Behold, there is a woman that hath a familiar spirit at Endor.
7. Et Saül dit à ses serviteurs: Cherchez-moi une femme qui évoque les morts, et j`irai la consulter. Ses serviteurs lui dirent: Voici, à En Dor il y a une femme qui évoque les morts.
7. Ary hoy Saoly tamin' ny mpanompony: Itadiavo vehivavy manao azy ho tsindrian-javatra aho hankanesako any hanontaniako aminy. Ary hoy ny mpanompony taminy: Indro, misy vehivavy manao azy ho tsindrian-javatra eo Endora.
8. And Saul disguised himself, and put on other raiment, and he went, and two men with him, and they came to the woman by night: and he said, I pray thee, divine unto me by the familiar spirit, and bring me him up, whom I shall name unto thee.
8. Alors Saül se déguisa et prit d`autres vêtements, et il partit avec deux hommes. Ils arrivèrent de nuit chez la femme. Saül lui dit: Prédis-moi l`avenir en évoquant un mort, et fais-moi monter celui que je te dirai.
8. "Dia nanova tarehy Saoly ka nitafy fitafiana hafa, dia nandeha izy sy ny olona roa lahy nanaraka azy ka tonga tao amin-dravehivavy nony alina; ary hoy izy: Masìna ianao, manaova fankatòvana ho ahy amin' ny fanahy manindry anao, ka ampiakaro ho ety amiko izay hotononiko aminao."
9. And the woman said unto him, Behold, thou knowest what Saul hath done, how he hath cut off those that have familiar spirits, and the wizards, out of the land: wherefore then layest thou a snare for my life, to cause me to die?
9. "La femme lui répondit: Voici, tu sais ce que Saül a fait, comment il a retranché du pays ceux qui évoquent les morts et ceux qui prédisent l`avenir; pourquoi donc tends-tu un piège à ma vie pour me faire mourir?"
9. Ary hoy ravehivavy taminy: Indro, fantatrao izay nataon' i Saoly, dia ny nandroahany ny manao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao hatsarana hiala amin' ny tany, ka nahoana ianao no mamandrika ny aiko hahafaty ahy?
10. And Saul sware to her by the LORD, saying, As the LORD liveth, there shall no punishment happen to thee for this thing.
10. Saül lui jura par l`Éternel, en disant: L`Éternel est vivant! il ne t`arrivera point de mal pour cela.
10. Ary Saoly nianiana taminy tamin' i Jehovah ka nanao taminy hoe: Raha velona koa Jehovah, dia tsy hisy heloka hahazo anao amin' izao zavatra izao.
11. Then said the woman, Whom shall I bring up unto thee? And he said, Bring me up Samuel.
11. La femme dit: Qui veux-tu que je te fasse monter? Et il répondit: Fais moi monter Samuel.
11. Dia hoy ravehivavy: Iza àry no hampiakariko ho ety aminao? Ary hoy izy: Samoela no ampiakaro ho ety amiko.
12. And when the woman saw Samuel, she cried with a loud voice: and the woman spake to Saul, saying, Why hast thou deceived me? for thou art Saul.
12. Lorsque la femme vit Samuel, elle poussa un grand cri, et elle dit à Saül: Pourquoi m`as-tu trompée? Tu es Saül!
12. Ary rehefa hitan-dravehivavy Samoela, dia nidradradradra tamin' ny feo mafy izy ka nanao tamin' i Saoly hoe: Nahoana no namitaka ahy ianao? fa ianao no Saoly.
13. And the king said unto her, Be not afraid: for what sawest thou? And the woman said unto Saul, I saw gods ascending out of the earth.
13. "Le roi lui dit: Ne crains rien; mais que vois-tu? La femme dit à Saül: je vois un dieu qui monte de la terre."
13. "Ary hoy ny mpanjaka taminy: Aza matahotra; fa inona no hitanao? Ary hoy ravehivavy tamin' i Saoly; andriamanitra miakatra avy amin' ny tany no hitako."
14. And he said unto her, What form is he of? And she said, An old man cometh up; and he is covered with a mantle. And Saul perceived that it was Samuel, and he stooped with his face to the ground, and bowed himself.
14. Il lui dit: Quelle figure a-t-il? Et elle répondit: C`est un vieillard qui monte et il est enveloppé d`un manteau. Saül comprit que c`était Samuel, et il s`inclina le visage contre terre et se prosterna.
14. Ary hoy izy taminy: manao ahoana no endriny? Dia hoy izy: Lehilahy antitra no miakatra sady mikapaoty izy. Ary fantatr' i Saoly fa i Samoela izay, dia niondrika tamin' ny tany izy ka niankohoka.
15. And Samuel said to Saul, Why hast thou disquieted me, to bring me up? And Saul answered, I am sore distressed; for the Philistines make war against me, and God is departed from me, and answereth me no more, neither by prophets, nor by dreams: therefore I have called thee, that thou mayest make known unto me what I shall do.
15. "Samuel dit à Saül: Pourquoi m`as-tu troublé, en me faisant monter? Saül répondit: Je suis dans une grande détresse: les Philistins me font la guerre, et Dieu s`est retiré de moi; il ne m`a répondu ni par les prophètes ni par des songes. Et je t`ai appelé pour que tu me fasses connaître ce que je dois faire."
15. "Ary hoy Samoela tamin' i Saoly: Nahoana no korontaninao aho ka ampiakarinao? Dia hoy Saoly: Tery loatra aho, fa miady amiko ny Filistina, ary Andriamanitra efa nahafoy ahy ka tsy mamaly ahy intsony na amin' ny mpaminany, na amin' ny nofy; koa izany no nampiantsoako anao mba hampahalalanao ahy izay hataoko."
16. Then said Samuel, Wherefore then dost thou ask of me, seeing the LORD is departed from thee, and is become thine enemy?
16. Samuel dit: Pourquoi donc me consultes-tu, puisque l`Éternel s`est retiré de toi et qu`il est devenu ton ennemi?
16. Ary hoy Samoela: Nahoana no manontany amiko ianao, nefa Jehovah efa niala taminao ka tonga fahavalonao?
17. And the LORD hath done to him, as he spake by me: for the LORD hath rent the kingdom out of thine hand, and given it to thy neighbour, even to David:
17. "L`Éternel te traite comme je te l`avais annoncé de sa part; l`Éternel a déchiré la royauté d`entre tes mains, et l`a donnée à un autre, à David."
17. "Fa Jehovah efa nanao ho Azy araka ny nampilazainy ahy; fa efa nendahany hiala amin' ny tananao ny fanjakana ka nomeny an' i Davida namanao;"
18. Because thou obeyedst not the voice of the LORD, nor executedst his fierce wrath upon Amalek, therefore hath the LORD done this thing unto thee this day.
18. Tu n`as point obéi à la voix de l`Éternel, et tu n`as point fait sentir à Amalek l`ardeur de sa colère: voilà pourquoi l`Éternel te traite aujourd`hui de cette manière.
18. Satria tsy nankatò ny feon' i Jehovah ianao, ka tsy nahatanteraka ny fahatezerany mirehitra tamin' ny Amalekita, dia izany no nanaovan' i Jehovah izao zavatra izao taminao androany.
19. Moreover the LORD will also deliver Israel with thee into the hand of the Philistines: and to morrow shalt thou and thy sons be with me: the LORD also shall deliver the host of Israel into the hand of the Philistines.
19. Et même l`Éternel livrera Israël avec toi entre les mains des Philistins. Demain, toi et tes fils, vous serez avec moi, et l`Éternel livrera le camp d`Israël entre les mains des Philistins.
19. "Ary hiaraka hatolotr' i Jehovah ho eo an-tanan' ny Filistina ny tenanao sy ny Isiraely; ary rahampitso dia ho aty amiko ianao sy ny zanakao; ary ny miaramilan' ny Isiraely koa dia hatolotr' i Jehovah eo an-tanan' ny Filistina."
20. Then Saul fell straightway all along on the earth, and was sore afraid, because of the words of Samuel: and there was no strength in him; for he had eaten no bread all the day, nor all the night.
20. "Aussitôt Saül tomba à terre de toute sa hauteur, et les paroles de Samuel le remplirent d`effroi; de plus, il manquait de force, car il n`avait pris aucune nourriture de tout le jour et de toute la nuit."
20. "Dia lavo niampatra tamin' ny tany niaraka tamin' izay Saoly ka raiki-tahotra indrindra noho ny tenin' i Samoela; sady efa tsy nisy hery intsony izy, satria tsy nihinan-kanina indray andro sy indray alina maninjitra."
21. And the woman came unto Saul, and saw that he was sore troubled, and said unto him, Behold, thine handmaid hath obeyed thy voice, and I have put my life in my hand, and have hearkened unto thy words which thou spakest unto me.
21. "La femme vint auprès de Saül, et, le voyant très effrayé, elle lui dit: Voici, ta servante a écouté ta voix; j`ai exposé ma vie, en obéissant aux paroles que tu m`as dites."
21. Ary nankao amin' i Saoly ravehivavy ka nahita azy ory indrindra, dia nanao taminy hoe: Indro, ny ankizivavinao nankatò ny feonao, dia nanao ny aiko tsy ho zavatra aho ka nihaino ny teninao izay nolazainao tamiko.
22. Now therefore, I pray thee, hearken thou also unto the voice of thine handmaid, and let me set a morsel of bread before thee; and eat, that thou mayest have strength, when thou goest on thy way.
22. Écoute maintenant, toi aussi, la voix de ta servante, et laisse-moi t`offrir un morceau de pain, afin que tu manges pour avoir la force de te mettre en route.
22. "Koa ankehitriny, masìna ianao, mba henoy kosa ny tenin' ny ankizivavinao, ary aoka aho handroso sombi-mofo kely eo anoloanao; dia hano izany mba hahatanjaka anao, raha handeha amin' ny alehanao ianao."
23. But he refused, and said, I will not eat. But his servants, together with the woman, compelled him; and he hearkened unto their voice. So he arose from the earth, and sat upon the bed.
23. Mais il refusa, et dit: Je ne mangerai point. Ses serviteurs et la femme aussi le pressèrent, et il se rendit à leurs instances. Il se leva de terre, et s`assit sur le lit.
23. Fa tsy nety izy, fa hoy izy: Tsy hihinana aho. Fa ny mpanompony sy ravehivavy mbola nanery azy ihany, ka dia nihaino ny feony izy. Dia niarina avy tamin' ny tany izy ka nipetraka teo am-parafara.
24. And the woman had a fat calf in the house; and she hasted, and killed it, and took flour, and kneaded it, and did bake unleavened bread thereof:
24. "La femme avait chez elle un veau gras, qu`elle se hâta de tuer; et elle prit de la farine, la pétrit, et en cuisit des pains sans levain."
24. "Ary ravehivavy nanana zanak' omby mifahy tao an-tranony; dia nandeha faingana izy ka namono izany, ary naka koba izy, dia nofetafetainy ka nandrahoiny ho mofo tsy misy lalivay."
25. And she brought it before Saul, and before his servants; and they did eat. Then they rose up, and went away that night.
25. Elle les mit devant Saül et devant ses serviteurs. Et ils mangèrent. Puis, s`étant levés, ils partirent la nuit même.
25. "Ary narosony teo anoloan' i Saoly sy teo anoloan' ny mpanompony izany; ka dia nihinana izy ireo. dia niainga izy ka nandeha tamin' iny alina iny."
<
>